|
|
|
|

Entry1  mandrora tay maina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mandrora, tsy, maina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary
Vocabulary  5  Health

Updated on 2025/07/29